Niaraka nijery fahita lavitra ireto mpivady:
Ramose: iny ne tena an, sady nandefa rivotra be izy
Madama: andray sady efa angetoranao zaho no mbola tenatenainao koa an!
Ramose: azafady akia chérie fa ny tiako tenenina dia hoe: iny ne tena tiako akia an!
Madama: ssshhh