Ny toaka dia tsy hamaha ny olanao

Tompoko lahy sy tompoko vavy : ny toaka dia tsy hamaha ny olana eo @ fiainanao.
Fa hoy aho hoe an an an.
Ny rano sy ny ronono koa dia tsy hamaha ny olanao

:) Zarao @ namanao

Niroboka daholo

Gaga aho fa nisoty nirotsaka tao anatin’ilay dobo filomanosana daholo ny olona, nefa ilay dobo aza tsy misy rano akory.

Izay tonga iray dia nisoty, nisoty. Anefa efa hita zao fa dobo tsy misy rano.

Ela ny ela, mba nisy ankizy anankiray izay anefa tsy nety nisoty tao @ ilay dobo tsy misy rano.
Tsy naharitra aho ka nanontany :
– fa maninona ise no tsy miroboka ?

– sady mitomany izy no namaly : ka tsy nitondra maillot de bain aho kouu

:) Zarao @ namanao

Aiza izay Ferrari

– Eh ! raha nangonin’ialahy zao ny vola lanin’ialahy t@toaka hatrizay, efa nahazo ferrari ialahy

– Ialahy nga tsy misotro

– Za tsy misotro

– Dia aiza izay Ferrari an’ialahy eo zao ?

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé