Te ho any an-danitra

Tao am-pianarana :
– iza aminareo rankizy no te ho any an-danitra ?

Fa maninona no ise irery no tsy mananga-tanana ?

– tsy mahazo mandende aho fa tonga dia mody any an-trano hoy mamanay refa vita ny fianarana

:) Zarao @ namanao

Kivy aho taloha

– Kivy aho taloha fa 6 volana sisa ny andro iainako hoy ny dokotera.
Avotra kosa aho @ zao fotoana.

– fa ahoana letia ? Inona ny fanafody nohanin’ialahy ?

– An an an,
Novonoiko ilay dokotera, dia nahazo 30 taona an-trano maizina aho

:) Zarao @ namanao

Tsy misy atao ato an-trano

Tsy misy atao ato an-trano : hande hanondraka voninkazo aloha fa tsss.
Oay, hay kay avy ny orana aty ivelany.
Soa ihany aloha fa ito ilay elo nomen’i Andry

:) Zarao @ namanao

Kilasy madio foana

– Inona rankizy no tokony atao mba hananantsika kilasy madio foana ?

 

– Mijanona any an-trano daholo Madama

 

:) Zarao @ namanao

Aiza kay

– Dada ô : aiza kay no misy an’ny Australia ?
– hanontanio an’i maman’ialahy lesy a ! Izy no mpandamina ny zavatra rehetra ato an-trano

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé