Very tadidy

Hono oa dokotera, mora very tadidy aho tato ho ato.
Koa tonga eto aho anio, mba mila hevitra aminao : Inona ny tokony ho ataoko ?

Dokotera : “aloavy aloha ary ny volako”

:) Zarao @ namanao

Tsy manao trosa anio

Soratra hitako tao @ mpivarotra iray :

Tsy manao trosa anio afa tsy @ olona mihoatra ny 80 taona + taratasy nosoniavin’ny ray aman-dreniny

:) Zarao @ namanao

Trosa tsy aki hetsika

– hono oa lesy : mba ampindramo 100000f za fa sahirana

– tsy misy afa-tsy 60000f lesy aty a

– milay zany, fa dia hananako 40000f zany elah

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé