Ny telephone-ko

Hafatra kely ho an’ilay olona very telephone iphone 11 teo Andravoahangy omaly hariva t@ 4 iny :
Aza antsointsoina intsony ny telephone-ko azafady

:) Zarao @ namanao

Nalahelo be aho

– nalahelo be aho fa : very hono ny telephone-nao ?
– ie, mijaly mihintsy aho izao fa tsy manana portable intsony
Fa ividiananao nga za cheri ?
– tsia ka, mba omeo ahy ilay chargeur

:) Zarao @ namanao

Very tadidy

Hono oa dokotera, mora very tadidy aho tato ho ato.
Koa tonga eto aho anio, mba mila hevitra aminao : Inona ny tokony ho ataoko ?

Dokotera : “aloavy aloha ary ny volako”

:) Zarao @ namanao

Mariazy malagasy

Mariazy any Amerika :
Isan ny olona nasaina = 100
Isan ny olona tonga any @ fiangonana = 100
Isan ny olona tonga ao @ mairie = 100
Isan ny olona tonga fety = 50
Fanomezana azo = 65
Zavatra very = 0

Mariazy any Frantsa :
Isan ny olona nasaina : 50
Isan ny olona tonga any @ fiangonana = 75
Isan ny olona tonga any @ mairie = 40
Isan ny olona tonga fety = 100
Fanomezana azo = 90
Zavatra very = 0

Mariazy Madagascar :
Isan ny olona nasaina = 500
Isan ny olona tonga any @ fiangonana = 900
Isan ny olona tonga any @ mairie = 350
Isan ny olona tonga fety = 830
Fanomezana azo = 120
Zavatra very = finday 55, lovia 40, tavoahangy whisky 90, sotro 45, fankatsary 7, ankizy 8, olon-dehibe 3

:) Zarao @ namanao

handefa blagy

error: ce contenu est protégé