Alefa inona moa ilay volanao ?

– Alefako inona moa ilay volanao ? Satria ianao ity toa sady tsy manana orange money no tsy misy mvola ?
– Alefa Barea

:) Zarao @ namanao

mba mitondrà ihany vola

Ianareo sipa mba mitondrà ihany vola atao frais rehefa mampiaraka fa zao aho lasa mande tongotra lavitra be tsy fidina hody irery, nefa sady efa mba niantoka misao teo

:) Zarao @ namanao

Bozy sy ny fanadinana

any am-pianarana : 2+3 = 5

enti-mody : 5+6+3 = 14

fanadinana : manana ovy miisa 13 i Bozy, tara 12 minitra izy omaly, firy taona i Bozy afaka roa volana ?

:) Zarao @ namanao

Aina sa vola ?

Ratsy vintana, sendran’ny mpanendaka :
– aina sa vola ?
– inona anefa aloha ny fanomezana azoko raha marina ny valinteniko ?
– tsy manana fanomezana omena an’ialahy letia ny aty e
– lasa ary aho fa veloma ianao

:) Zarao @ namanao

Very tadidy

Hono oa dokotera, mora very tadidy aho tato ho ato.
Koa tonga eto aho anio, mba mila hevitra aminao : Inona ny tokony ho ataoko ?

Dokotera : “aloavy aloha ary ny volako”

:) Zarao @ namanao

handefa blagy

error: ce contenu est protégé