Hitondra vola kely

Ahoana ary no atao raha mba te hitondra vola kely mody avy any @ ireny casino ireny ?

Mitondra vola be miditra ao

:) Zarao @ namanao

1 volana

Vitako anatin’ny 1 volana fotsiny ilay puzzle.

Nefa hono ho 3 taona hatr@ 5 taona no misoratra eo

:) Zarao @ namanao

Aiza izay Ferrari

– Eh ! raha nangonin’ialahy zao ny vola lanin’ialahy t@toaka hatrizay, efa nahazo ferrari ialahy

– Ialahy nga tsy misotro

– Za tsy misotro

– Dia aiza izay Ferrari an’ialahy eo zao ?

:) Zarao @ namanao

noana ny vahoaka

Nanao Conférence teny amin’ny Oniversite ny minisitry vola :

Hoy ilay mpianatra iray taminy am – patezerana :

«  Nareo ao amin’ny governementa ao tsy miasa mihintsy. Ny vahoaka ty efa noana » .

Hoy ngah minisitra tsy taitra  «  Normal ny vahoaka raha noana. Ny andro, sady mijery montre lery, efa amin’ 12 »

:) Zarao @ namanao

handefa blagy

error: ce contenu est protégé