Tao am-paosiny – fa ahoana letia no nahavaky ny pneu an’ialahy toy izao ? – nanitsaka tavoahangy lesy a – nga tsy hitan’ialahy ilay tavoahangy ? – … ka tao am-paosin’ilay olona voahitsako 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Misaraha aloha mikasa ny hanao mariazy @ izao vanim-potoana corona izao ianareo ? misaraha aloha…Matsiro be - ialahy koa ve ry letia ry Bema mahare fofona ravitoto sy henakisoa…caky "cake" - inona ary letia ny mofo tsy misy any an-danitra ?Tsy maintsy nody Miasa hariva mirava @ 11 ora alina ny tena ka toy ny mahazatra…Sipa - Tena aleo lesy maty vady toy izay maty sipa an! - Fa…Gateau au courgette Mandalo ao amin'ilay pâtisserie foana ity tanora iray isa-maraina:perruque mahafaty Indray andro nifamaly ireto mpirafy vavy niady lehilahy.ianareo ve ahoana e - Inona ry se ny dikan'ny "tomorrow" @ teny malagasy ? - rahampitso…Rano mangatsiaka Ianareo kosa rangahy maka fanahy olona fotsiny : rano mangatsiaka ve ny ataonareo…Vierge - tena voafitaka be aho leisy, sady tafaroboka - fa ahoana letia ?…