Tara 1 volana – Mitaintaina be aho cheri a – Fa maninona – Tsy izany fa tara 1 volana ny fotoanako – Esy, fotoan-gasy izany malala fa aza atao mahataitra a 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Toy ny zazavavin-drano 👧 tena Bogôsy be ialahy cheri a 🧑 misaotra akia a, indry koa…tsy tara indroa Fa maninona ary ny mpiasam-panjakana no mody atsasak'adiny mialoha rehefa @ hariva ?…Hisakafo aiza isika - fa ande hisakafo aiza isika androany cheri ?Dia raha tsy hita - malala oh !Mitovy amin'iny - tadidin-dry ve akia ilay fiara tsara be hitantsika tany @ mpivarotra, tian-dry…Tsy misy atao ato an-trano Tsy misy atao ato an-trano : hande hanondraka voninkazo aloha fa tsss.Ny lehilahy tsy hanaiky intsony - zao an! tsika lehilahy tsy hanaiky intsony baikon'ny vehivavy. Manaiky ve ianareo?mbola manisa Mpivady alohan' ny hatoryOnze heure - Ah, zalahy ty, amin'ny firy moa zao?Ny fahasambarantsika - Tsaroanao ve malala ny fahasambarantsika 20 taona lasa zay - mbola tsy…