Tarondro

Niresaka i Rondro sy Ta Fita (mpifamofo).
Rondro: Fa maninona oa ny nom de famille anareo no “Ta” ry chéri an!
Fita: tsy aiko akia fa efa lova io an, omeko an-dry io anarana io rehefa vita mariazy tsika.
Rondro: misaotra akia.
Fita: tsisy fisaorana akia ry Ta Rondro an!

0 / 5. 0

:) Zarao @ namanao
S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
error: ce contenu est protégé
0
()
x