Aty e akanjo ba mafana e, akanjo ba mafana misy kapisô e misy kapisô e!
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Onze heure - Ah, zalahy ty, amin'ny firy moa zao?
- Tsy fantatro izay mahazo azy - Tsy misy hisakafoanana mihintsy : fa maninona kay no mivovo be aty…
- Fasika roa Mba tonga teny amoron'dranomasina zany ireto fasika anankiroa :
- Tsy niantso Mba niady varotra akanjo aho teo : tsy nanaiky ilay mpivarotra. Mody nandeha…
- noana ny vahoaka Nanao Conférence teny amin’ny Oniversite ny minisitry vola : Hoy ilay mpianatra iray…
- Marary ve - allo ... marary ve ilay manao tatouage ramose ? - miankina @…
- Manao metimety Aleo mba manao metimety rehefa mivoaka ny trano fa aty Madagascar daholo izao…
- Ny lehilahy tsy hanaiky intsony - zao an! tsika lehilahy tsy hanaiky intsony baikon'ny vehivavy. Manaiky ve ianareo?
- Any am-piangonana Nisy lehilahy mamolava niova fo ka lasa mpivavaka be. Kanjo nefa taty aoriana…
- Resaka alika kay. Ny anaran'ny alika any aminay faritra analanjirofo iny dia Kivah. Nisy prof de…