Tongolo batita

Nisy sinoa sy gasy nifankahita hono teo Behoririka, dia niresaka izy ireo:
– Hono hoa ry Chan firy taona moa ianao zao no nipetraka teto Madagasikara?
– Enfa dimy taonla!
– Hay! efa mahay miteny gasy sy mahafantatra an’i Madagascar tsara zany??
– ilé!
– Mahafantatra karazana tongolo firy ary ianao zao eto?
– Mahafantata karazanly 5
– Inona avy zany?
– Tongolo oignon, tongolo lay, tongolo maintso, tongolo gasy…..dé tongolo batita!

:) Zarao @ namanao

Poster un Commentaire

  S’abonner  
Notifier de

handefa blagy

error: ce contenu est protégé