Torana daholo Nandeha tany amin’ny toeram-pitsaboana iray ity rangahy ity: – Dokotera an! inona no ataoko fa isaky ny manoroka an’i vadiko aho dia torana foana izy? -Soloy ny dentifrice-nao e! 001000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Sary fotsiny fa tsy tena izy Ity rangahy ity zany tena mitsitsy be mihintsy ao an-trano. Hoy izy t@…Very tadidy Hono oa dokotera, mora very tadidy aho tato ho ato. Koa tonga eto…Mpivarotra - Inona ary l'ty no mahasamihafa ny dokotera sy ny mpivarotena? - Tsy…Hisaraka aminy - Izaho mopera tena leo ny vadiko, te hisaraka aminy aho.Adinoko dokotera - Dokotera an! tena fantatro hoe marary aho fa adinoko hoe inona ny…Roahako ianao an ! Nisy mpivady izay manofatrano ao ambaninay. Matetika toa miady foana izy ireo amin'ny…Ny lehilahy tsy hanaiky intsony - zao an! tsika lehilahy tsy hanaiky intsony baikon'ny vehivavy. Manaiky ve ianareo?Tsy mitovy amintsika - fa maninona oa ity zanatsika ity no otran tsy mitovy amintsika mitsy…Mampirafy ahy amin'i Zety Mifamaly ireto mpivady:Atao vaksiny - Fa hono oa madama, ny olon-dehibe ve mbola atao vaksiny koa sa…