Trondro

– Zaho pastera tsy hivavaka tsony a!
– Fa ahoana anaka?
– Ka zaho tena tia trondro be mihitsy nefa rehefa mihinana trondro dia tsy maintsy manota.
– Tsy maintsy manota ahoana anaka.
– ka ny taolany tsy azo atelina ko.

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x