– hono oa lesy : mba ampindramo 100000f za fa sahirana
– tsy misy afa-tsy 60000f lesy aty a
– milay zany, fa dia hananako 40000f zany elah
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Niroboka daholo Gaga aho fa nisoty nirotsaka tao anatin'ilay dobo filomanosana daholo ny olona, nefa…
- Raha mahita sipa manjakely - Raha maty ve aho lesy dia mbola hanambady ialahy ?
- Mitady an'izay mitabataba Sahirana be ny mpampianatra anay mitady an'izay mitabataba satria manao cache bouche daholo…
- Hajao ny iray metatra Tao amin'ny banky iray teo amin'ny filaharana: - Azafady ramose ianao tena tsy…
- René Mpampianatra: ho famaranana ny kilasy androany dia ataontsika lay vavaka nampianarin'ny Tompo: rainay…
- Tsy manao trosa anio Soratra hitako tao @ mpivarotra iray :
- Trondro - Zaho pastera tsy hivavaka tsony a! - Fa ahoana anaka? - Ka…
- Ny lehilahy tsy hanaiky intsony - zao an! tsika lehilahy tsy hanaiky intsony baikon'ny vehivavy. Manaiky ve ianareo?
- Tsy tantiko Ilay isika nisaraka tsy dia mapaninona ahy loatra. Fa ny tena tsy tantiko…
- Wikipedia ... Jirama Wikipedia : haiko ny zavatra rehetra