Tsy mety tafiditra

Gaga be ilay olona teo akaikiko tao anaty buxi : hampiditra credit izy dia tsy mety tafiditra mitsy ilay izy, fa efa tafiditra hono.
Mamerina foana fa eee.

Raha mba fantany mantsy hoe izaho no nahatafiditra an’ilay credit talohany

0 / 5. 0

:) Zarao @ namanao
S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
error: ce contenu est protégé
0
()
x