Tsy misakafo aho fa Ny maraina aho tsy misakafo Mieritreritra anao. Ny atoandro aho tsy misakafo Mieritreritra anao. Ny hariva aho tsy misakafo Mieritreritra anao. Ny alina aho tsy matory Fa noana 001000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Noana Iza no tezitra be, tamin'ny mbola kely, rehefa avy mianatra lay noana be…noana ny vahoaka Nanao Conférence teny amin’ny Oniversite ny minisitry vola : Hoy ilay mpianatra iray…Adala sitrana Tao amin'ny toerana fitsaboana adala iray:tsy hanao intsony - Mbola hanao ialahy sa tsy hanao intsonyMitady asa - Miarahaba tompoko. Afaka mba mametraka dossier ato aminareo ve fa tena mitady…perruque mahafaty Indray andro nifamaly ireto mpirafy vavy niady lehilahy.tsy tara indroa Fa maninona ary ny mpiasam-panjakana no mody atsasak'adiny mialoha rehefa @ hariva ?…Sipa sy ny vady - Inona ary l'ty no anisan'ny mampiavaka ny sipa sy ny vady? -…Trondro - Zaho pastera tsy hivavaka tsony a! - Fa ahoana anaka? - Ka…Tsy niantso Mba niady varotra akanjo aho teo : tsy nanaiky ilay mpivarotra. Mody nandeha…
Ary rahampitso ? 😁