Tsy misakafo aho fa

Ny maraina aho tsy misakafo
Mieritreritra anao.
Ny atoandro aho tsy misakafo
Mieritreritra anao.
Ny hariva aho tsy misakafo
Mieritreritra anao.
Ny alina aho tsy matory
Fa noana

:) Zarao @ namanao

1
Poster un Commentaire

  S’abonner  
Notifier de
Ndrina

Ary rahampitso ? 😁

error: ce contenu est protégé