Tsy misy atao ato an-trano Tsy misy atao ato an-trano : hande hanondraka voninkazo aloha fa tsss. Oay, hay kay avy ny orana aty ivelany. Soa ihany aloha fa ito ilay elo nomen’i Andry 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Manafina Mba nampirevy kely an'izy dahy (Lita sy Soa) i mama tao an-trano fa…Taratasy Indray andro nisy mpivady niady ka niaraka nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hifampiresaka…Fako io Nisy vazaha anglisy niaraka nitsangantsangana teny an-tsena tamina malagasy iray ka sady mba…Anniversaire Dada: ny cadeau tsara indrindra mba angatahiko amin'lahy amin'ny anniversairako rahampitso zao dia…Avy be nge ny orana - ndana manondraka voninkazo ry Bema aTsy maintsy nody Miasa hariva mirava @ 11 ora alina ny tena ka toy ny mahazatra…Any am-piangonana Nisy lehilahy mamolava niova fo ka lasa mpivavaka be. Kanjo nefa taty aoriana…kiala ngita - Tena soa ihany l'ty fa tsy an'i Ricky ny lanitra an! -…Ny lehilahy tsy hanaiky intsony - zao an! tsika lehilahy tsy hanaiky intsony baikon'ny vehivavy. Manaiky ve ianareo?Dia raha tsy hita - malala oh !