Azafady kely iray minitra : any aminareo koa ve ohatra rehefa manokatra boaty mayonnaise ao an-dakozia dia sira ny ao anatiny ?
Ny anay manko ato an-dakozia ato toa tsy misy mifanaraka @ ilay sary sy soratra eo ivelany daholo ny ao anatin’ireo boaty