Tsy mitovy amintsika

– fa maninona oa ity zanatsika ity no otran tsy mitovy amintsika mitsy e ?
– tadidinao ve nefa ilay izy vao teraka, ilay tany @ hopitaly iny ?
– ie, fa maninona ?
– ilay hoy ianao hoe “mba soloy io zaza io”
Dia nosoloiko

:) Zarao @ namanao

1
Poster un Commentaire

  S’abonner  
Notifier de
Kelly

Tena aza mba vendrana ihany oa

handefa blagy

error: ce contenu est protégé