Tsy niantso

Mba niady varotra akanjo aho teo : tsy nanaiky ilay mpivarotra. Mody nandeha aho.

Tsy niantso ahy intsony ilay mpivarotra.
Izaho koa tsy sahy niverina sy nitodika.

Very ilay maha malagasy antsika 😅

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x