Tsy tafiditra any an-danitra.

Teo ambavahadin’ny lanitra. Nametrahana fanontaniana daholo izay rehetra miditra eo ka izay mahavoavaly marina dia tafiditra fa izay mandainga kosa dia tsy tafiditra.

Masin-dahy Petera (MP): miarahaba anao nga Koto. Efa fantatrao ny fepetra hidirana ny lanitra. Ka hametraka fanontaniana aminao aho.
Koto: Eny tompoko.
MP: Ianao ve efa nihinana caca tany ambonin’ny tany?
Koto: mmmhhhh, tena tsy tadidiko an!
MP: tadidio tsara e! Raha vao mandainga dia tsy tafiditra an!
Koto: mmmhhhh, tena mbola tsy nihinanana aho e! Mbola madio ny vavako.
MP: tsy tafiditra ianao zany, very ianao!
Koto: fa ahoana e!? Marina anie zany e!
MP: fa inona fotsiny reny caca pigeon nohaninao reny!!!!!!!

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x