Fa maninona ary ny mpiasam-panjakana no mody atsasak’adiny mialoha rehefa @ hariva ?
@ izay izy tsy tara indroa anatin’ny iray andro
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- May ny loaka - O ry Liva an, handeha hivoaka kely aho fa mba jereo ilay…
- Any am-piangonana Nisy lehilahy mamolava niova fo ka lasa mpivavaka be. Kanjo nefa taty aoriana…
- Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…
- Fa maninona ● fa maninona no nohaninao t@ 6 hariva ny fanafodinao nefa tokony @…
- perruque mahafaty Indray andro nifamaly ireto mpirafy vavy niady lehilahy.
- Mampitovy - Inona ary l'ty no mampitovy an'i bebe an'lahy sy ny vorondolo? -…
- Tena tsy azoko mitsy Efa voasoratra mialoha avokoa hono izao fiainantsika izao. Ny ahy ngamba dokotera no…
- Tsy misakafo aho fa Ny maraina aho tsy misakafo Mieritreritra anao. Ny atoandro aho tsy misakafo Mieritreritra…
- Manambady iray - Dadatoa an! maninona oa ny lalana eto amintsika tsy manome alalana manambady…
- Taratasy Indray andro nisy mpivady niady ka niaraka nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hifampiresaka…