Tao amin’ny hopitaly iray, efa nijanona tsy nitempo intsony ny fon’ity ranamana tratrin’ny covid19 kanjo tampoka teo dia velona indray izy:
– faly be aho fa niverina ianao isaorana an’Andriamanitra
– tsia dokotera an! naverin’zareo aho fa tsy ampy équipement médical koa hono ny any an-danitra!