Tsy hay izay tena vendrana Nifamaly ireto mpivady Vavy: tena zay vao hitako fa tena vendrana mihitsy ianao! marina e! miaiky aho zay! Lahy: iza no tena vendrana amintsika sy ianao: zaho vendrana sa ianao nanambady ahy ho vendrana? 003000Mbola te hihomehy ? jereo koa :fitiavana akondro Niaraka ireto mpinamana roalahy ka ny iray amin'zareo tena tia akondro be. -…Resak'Omby Niresaka ireto omby vavy roa mianaka tao anaty vala: - Rehefa maty zao…Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…caky "cake" - inona ary letia ny mofo tsy misy any an-danitra ?Tiako ianao Amerikanina Vavy: My love, I love you Vadiny: My darling, you are so…Tsy mitovy amintsika - fa maninona oa ity zanatsika ity no otran tsy mitovy amintsika mitsy…Mahay - dada an ty ny bulletin-ko. - zao ve lesy ny naotin'lahy, moyenne…Maitresse - Fa maninona ialahy no mitomany e! - Ka zaho efa tsy tia…Robera iza no mpihira tena tsy tian'i Robera mihitsy - Lianah fa ahoana ary?…DIDY FOLON'NY HAKAMOANA: 1/ Zava-masina ny asanao sy fianaranao, ka aza kitihana matetika