– tena voafitaka be aho leisy, sady tafaroboka
– fa ahoana letia ?
– niteny ahy izy hoe Vierge
Hay kay horoscope-ny ilay izy
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Tsy hay izay tena vendrana Nifamaly ireto mpivady
- Receveur zandriny Mpandeha : ahoana ry zandry an, sady miditra anaty taxi be
- Aiza kosa lesy - vitan'ilahy ve letia ny mamono ny ex-ialahy raha ohatra hoe omena vola…
- Mahia be t... - Inona ary l'ty no zavatra betsaka mba hananan'ireny olona mahia ireny ?
- Adinoko dokotera - Dokotera an! tena fantatro hoe marary aho fa adinoko hoe inona ny…
- Mifindra trano Teny ampanaovana EPS Prof: ary ndry zany ry Zety tena mifindra trano foana…
- Aina sa vola ? Ratsy vintana, sendran'ny mpanendaka :
- Maninona ? - maninona isika malagasy refa ametrahana fanontaniana, dia fanontaniana koa ny valiny ?…
- 4-10-6 Nisy lehilahy iray nikôty sipa tany anaty taxi be:
- Sady manao karaoke Aoka izay ry reto ilay sady manao karaoke rehefa ao @ douche a,…