Voalavo

Niaraka naka sary hono ny biby rehetra ka mbola tsy nisy selfie tamin’izany. Rehefa nojerena dia tsy hita tao ny voalavo. Taiza ary izy?
-Izy no naka sary o!

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x